Tonga soa eto amin'ny namaskarmada.net !

Namaskar dia avy amin'ny teny Sanskrit, izay midika hoe : “manaja ny fahamasinana ao aminao aho”. Izany dia fomba iray entina miarahaba, mampirisika antsika rehetra andinika lalina ny amin’ny maha-sarobidy ny fiainana maha-olombelona.

Efa azo tsidihana koa izao ny pejy Facebook Namaskar, ahafahanao mahazo ireo vaovao sy filazana samihafa avy amin'ny Namaskar raha mampiasa Facebook ianao.


 



FIHAONANA

18 Mey 2019

10 - 12 Ora Maraina

"Le Yoga est une

Expérience"

Miaraka @ SAHAJA Yoga

 

 

 

HETSIKA

23 Mey 2019

12 Ora - 02 Ora Hariva

Conférence gratuite

"Le Feng Shui"

Miaraka @ Carnets Feng Shui

 

 

 



lienfr