Tonga soa eto amin'ny namaskarmada.net !

Namaskar dia teny fampiasa any amin’ny tany avaratr’i Inde, amin’ny fiteny Sanskrit, izay midika hoe : “manaja ny fahamasinana ao aminao aho”. Izany dia fomba iray entina miarahaba, mampirisika antsika rehetra andinika lalina ny amin’ny maha-sarobidy ny fiainana maha-olombelona.

Efa azo tsidihana koa izao ny pejy Facebook Namaskar, ahafahanao mahazo ireo vaovao sy filazana samihafa avy amin'ny Namaskar raha mampiasa Facebook ianao.


 



FIHAONANA

16 Desambra 2017

10 - 12 Ora maraina

Fisaorana sy Firarian-tsoa

Taona 2018

Miaraka @ mpiara-miasa rehetra 

 

 

 

HETSIKA

16 Desambra 2017

2 Ora sy sasany - 3 Ora sy sasany

VARAVARANA MISOKATRA

"A la découverte de la beauté intérieure

et extérieure des minéraux" 

 

 

 



lienfr